plt_tn/jol/01/15.md

20 lines
684 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no resahin'Andriamanitra amin'ireo mpisorona mba hilaza.
# Tsy efa nesorina teo imasonareo ve ny sakafo, ary ny fifaliana sy ny firavoravoana tao amin'ny tranon'ny Andriamanitsika?
D.H: "Efa hitantsika ny famatsian-tsakafontsika nampiasaina, ary efa nasorin'izy ireo ny hafaliana sy ny haravoana avy amin'ny tranon'Andriamanitra.
# teo imasontsika
"avy amintsika". Ity dia maneho ny firenen'Israely rehetra.
# fifaliana sy ny firavoravoana
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Namafisin'izy ireo miaraka izany fa tsy misy karazana hafaliana miseho any amin'ny tempoly.
# baingan-tany
vongan-doto.