plt_tn/job/42/12.md

326 B

mihoatra noho ny tamin'ny voalohany

Azonao tovanana ny teny voatelina. DH: "mihoatra noho ny fiainany tany aloha"

rameva enina arivo

Rameva 6.000.

andian'omby arivo

Andian'omby 1.000.

zanaka lahy fito sy zanaka vavy telo

zanaka lahy 7 sy zanaka vavy 3

Jemima ...Kezia ...Kerena-hapoka

anaram-behivavy ireo