# mihoatra noho ny tamin'ny voalohany Azonao tovanana ny teny voatelina. DH: "mihoatra noho ny fiainany tany aloha" # rameva enina arivo Rameva 6.000. # andian'omby arivo Andian'omby 1.000. # zanaka lahy fito sy zanaka vavy telo zanaka lahy 7 sy zanaka vavy 3 # Jemima ...Kezia ...Kerena-hapoka anaram-behivavy ireo