plt_tn/job/42/04.md

698 B

fa ankehitriny dia mahita Anao ny masoko

Ny mpamaky dia tsy tokony hihevitra io fa tena mahita maso an'i Yaveh ara-bakiteny i Joba. Ny fahitana amin'ny maso dia sarin-tenin'ny fahatakarana. DH: "fa azoko tanteraka ankehitriny."

manamavo ny tenako aho

Ny tenan'i Joba dia sarin-tenin'izay nolazainy. DH: "Manamavo izay zavatra nolazaiko aho"

manamavo

"miha mankahala" na "tsy faly amin'ny"

mibebaka amin'ny vovoka sy lavenona aho

Tsy mazava raha tena nipetraka tao anaty lavenona sy vovoka na nihosina izany marina i Joba. Io dia mety ho sarin-tenin'ny fialan-tsiny noho ny fahotana. DH: "mifona tanteraka ny amin'ny fahotako aho ka ao anaty vovoka sy lavenona no tokony hipetrahako"