plt_tn/job/42/04.md

16 lines
698 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# fa ankehitriny dia mahita Anao ny masoko
Ny mpamaky dia tsy tokony hihevitra io fa tena mahita maso an'i Yaveh ara-bakiteny i Joba. Ny fahitana amin'ny maso dia sarin-tenin'ny fahatakarana. DH: "fa azoko tanteraka ankehitriny."
# manamavo ny tenako aho
Ny tenan'i Joba dia sarin-tenin'izay nolazainy. DH: "Manamavo izay zavatra nolazaiko aho"
# manamavo
"miha mankahala" na "tsy faly amin'ny"
# mibebaka amin'ny vovoka sy lavenona aho
Tsy mazava raha tena nipetraka tao anaty lavenona sy vovoka na nihosina izany marina i Joba. Io dia mety ho sarin-tenin'ny fialan-tsiny noho ny fahotana. DH: "mifona tanteraka ny amin'ny fahotako aho ka ao anaty vovoka sy lavenona no tokony hipetrahako"