plt_tn/job/41/33.md

392 B

tsy misy mitovy amin

"Tsy misy zava-boaary hafa mitovy amin'ny leviatana"

Mahita ny zavatra rehetra izay mirehareha izy

"tena mirehareha tokoa izy"

izy no mpanjaka ambon'ireo zanaky ny fireharehana rehetra

Ny Leviatana dia resahina toy ny hoe olona izay afaka ny hirehareha sy lasa mpanjaka. DH: "Manana ny antom-pireharehana maro noho ny olona hafa eto ambony tany ny Leviatana"