# tsy misy mitovy amin "Tsy misy zava-boaary hafa mitovy amin'ny leviatana" # Mahita ny zavatra rehetra izay mirehareha izy "tena mirehareha tokoa izy" # izy no mpanjaka ambon'ireo zanaky ny fireharehana rehetra Ny Leviatana dia resahina toy ny hoe olona izay afaka ny hirehareha sy lasa mpanjaka. DH: "Manana ny antom-pireharehana maro noho ny olona hafa eto ambony tany ny Leviatana"