plt_tn/job/41/04.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fitenenany mafy an'i Joba amin'ny alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh.

Hanao fifanekena aminao ve izy, fa tokony ho alainao ho mpanompo mandrakizay izy?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hanao fifanekena aminao, mba hakanao azy ho mpanompo mandrakizay izy"

Hilalao hiaraka aminy toy ny hiarahanao amin'ny vorona ve ianao?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka hilalao miaraka aminy tahaka ny hiarahanao milalao ami'ny vorona ianao."

Hamatotra azy ho an'ny mpanomponao vavy ve ianao?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka hamatotra azy ho an'ny mpanompo vavinao ianao."

Hiady varotra ho azy ve ireo vondron'ny mpanarato?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hiady varotra ny aminy ireo vondron'ny mpanarato."

Hifampizaran'izy ireo ve izy mba hamidy amin'ireo mpivarotra?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hifampizara azy mba hamidy amin'ireo mpivarotra izy ireo."

Hifampizaran'izy ireo

"hifampizaran'ireo vondron'ny mpanarato ve izy"