# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany mafy an'i Joba amin'ny alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh. # Hanao fifanekena aminao ve izy, fa tokony ho alainao ho mpanompo mandrakizay izy? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hanao fifanekena aminao, mba hakanao azy ho mpanompo mandrakizay izy" # Hilalao hiaraka aminy toy ny hiarahanao amin'ny vorona ve ianao? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka hilalao miaraka aminy tahaka ny hiarahanao milalao ami'ny vorona ianao." # Hamatotra azy ho an'ny mpanomponao vavy ve ianao? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy afaka hamatotra azy ho an'ny mpanompo vavinao ianao." # Hiady varotra ho azy ve ireo vondron'ny mpanarato? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hiady varotra ny aminy ireo vondron'ny mpanarato." # Hifampizaran'izy ireo ve izy mba hamidy amin'ireo mpivarotra? Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "fantatrao fa tsy hifampizara azy mba hamidy amin'ireo mpivarotra izy ireo." # Hifampizaran'izy ireo "hifampizaran'ireo vondron'ny mpanarato ve izy"