plt_tn/job/39/26.md

588 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Avy amin'ny fahendrenao ve ...ho any atsimo?

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanaporofoana fa i Joba dia tsy lehibe tahaka an'Andriamanitra. Ny valin-teny miafina amin'io dia "tsia." DH: "tsy amin'ny alalan'ny fahendrena ...ho any atsimo."

hamelarany ny helany ho any atsimo

Eto, ny famelarany ny elany dia manondro fanidinana. DH: "manidina mankany atsimo"

ho any atsimo

Araka ny jeografia ara-baiboly, manidina mankany atsimo ny vorona mandritra ny ririnina mba honina any amin'ny mafana.