plt_tn/job/39/26.md

16 lines
588 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Avy amin'ny fahendrenao ve ...ho any atsimo?
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanaporofoana fa i Joba dia tsy lehibe tahaka an'Andriamanitra. Ny valin-teny miafina amin'io dia "tsia." DH: "tsy amin'ny alalan'ny fahendrena ...ho any atsimo."
# hamelarany ny helany ho any atsimo
Eto, ny famelarany ny elany dia manondro fanidinana. DH: "manidina mankany atsimo"
# ho any atsimo
Araka ny jeografia ara-baiboly, manidina mankany atsimo ny vorona mandritra ny ririnina mba honina any amin'ny mafana.