plt_tn/job/39/05.md

947 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Iza no mamela ...tanin-tsira?

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy dia lehibe noho i Joba satria Yaveh no mikarakara ny boriki-dia fa tsy i Joba.

Iza no mamela malalaka ny boriki-dia andeha?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Izaho ilay tokana mamela ny boriki-dia handeha an-kalalahana."

boriki-dia ...ampondra-dia

Ireo dia karazan'anarana ho an'ny ampondra mitovy karazana.

Iza no namaha ny fatoran'ny ... any amin'ny tanin-tsira?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Namaha ny ...any amin'ny tanin-tsira Aho."

fatorana

tady, rojo, na fehikibo izay hihazonana ny biby mba tsy handositra.

izay efa nanamboarako fonenana any Araba

Yaveh dia manoritsoritra ny boriky toy ny hoe olona manana ytrano. "Nomeko azy ho toeram-ponenany i Araba

any amin'ny tanin-tsira

Ny tany manodidina ny Ranomasin-tsira izay feno sira.