plt_tn/job/39/05.md

32 lines
947 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Iza no mamela ...tanin-tsira?
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa Izy dia lehibe noho i Joba satria Yaveh no mikarakara ny boriki-dia fa tsy i Joba.
# Iza no mamela malalaka ny boriki-dia andeha?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Izaho ilay tokana mamela ny boriki-dia handeha an-kalalahana."
# boriki-dia ...ampondra-dia
Ireo dia karazan'anarana ho an'ny ampondra mitovy karazana.
# Iza no namaha ny fatoran'ny ... any amin'ny tanin-tsira?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Namaha ny ...any amin'ny tanin-tsira Aho."
# fatorana
tady, rojo, na fehikibo izay hihazonana ny biby mba tsy handositra.
# izay efa nanamboarako fonenana any Araba
Yaveh dia manoritsoritra ny boriky toy ny hoe olona manana ytrano. "Nomeko azy ho toeram-ponenany i Araba
# any amin'ny tanin-tsira
Ny tany manodidina ny Ranomasin-tsira izay feno sira.