plt_tn/job/38/36.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Iza no nametraka fahendrena ...miraikitra ireo bainga-tany

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa izy dia manana fahefana aminny rahona, fa i Joba kosa tsy manana.

nametraka fahendrena teny amin'ny rahona

"nanome fahendrena ny rahona." Manoritsoritra ny rahona toy ny hoe olona ka omena fahendrena izy ireo mba hahalalany izay tokony hataony.

Iza no afaka manisa ny rahona amin'ny fahaizany

Io andian-teny io dia midika hoe: "iza no afaka mifehy ami-mpahendrena ny hatevin'ny rahona eny amin'ny habakabaka."

ny fitoeran-dranon'ny lanitra

Hoditra izay nozairin'ny olona mba hitondrana rano. Yaveh dia manondro ny rahona matevina toy ny hoe "fitoeran-drano" satria io dia mitazona rano maro tahaka ny fitoeran-drano.

rehefa mitambatra ho fotaka lehibe ny vovoka

"rehefa mamolavola ny fotaka ho bolongany iray ny orana." Ny orana dia manambatra ny fota-maina mba ho bolongan-tany iray ihany.

miraikitra ireo bainga-tany

"mitambatra ireo vonga-tany"