plt_tn/job/38/36.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Iza no nametraka fahendrena ...miraikitra ireo bainga-tany
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa izy dia manana fahefana aminny rahona, fa i Joba kosa tsy manana.
# nametraka fahendrena teny amin'ny rahona
"nanome fahendrena ny rahona." Manoritsoritra ny rahona toy ny hoe olona ka omena fahendrena izy ireo mba hahalalany izay tokony hataony.
# Iza no afaka manisa ny rahona amin'ny fahaizany
Io andian-teny io dia midika hoe: "iza no afaka mifehy ami-mpahendrena ny hatevin'ny rahona eny amin'ny habakabaka."
# ny fitoeran-dranon'ny lanitra
Hoditra izay nozairin'ny olona mba hitondrana rano. Yaveh dia manondro ny rahona matevina toy ny hoe "fitoeran-drano" satria io dia mitazona rano maro tahaka ny fitoeran-drano.
# rehefa mitambatra ho fotaka lehibe ny vovoka
"rehefa mamolavola ny fotaka ho bolongany iray ny orana." Ny orana dia manambatra ny fota-maina mba ho bolongan-tany iray ihany.
# miraikitra ireo bainga-tany
"mitambatra ireo vonga-tany"