plt_tn/job/38/31.md

827 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Afaka manery ireo rojo ... ambonin'ny tany ve ianao?

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy mahalala ny fomba hifehezana ny kintana.

manery ireo rojo

"mamehy ny rojo" na "mamatotra ny fatorana"

Ikotokelimiadilaona ...Telonohorefy ...Bera

Ireo dia anaran-kintana. Jereo ny nandikanao azy ireo ao amin'ny 9:7.

na mamaha ny tadin'ny Telonohorefy

"manapaka ny tady izay mihazona ny Telonohorefy"

Ny kintana

Io dia manondro ireo karazan-kintana roa amibin'ny folo izay miseho ao afaran'ny masoandro rehefa milentika izy. Karazan-kintana miseho ao afaran'ny masoandro isam-bolana.

hiseho amin'ny fotoana tokony ho izy ve ianao

"mba hisehoan'izy ireo amin'ny alina"

ireo zanany

"kintana madinika"