plt_tn/job/38/31.md

32 lines
827 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# Afaka manery ireo rojo ... ambonin'ny tany ve ianao?
Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy mahalala ny fomba hifehezana ny kintana.
# manery ireo rojo
"mamehy ny rojo" na "mamatotra ny fatorana"
# Ikotokelimiadilaona ...Telonohorefy ...Bera
Ireo dia anaran-kintana. Jereo ny nandikanao azy ireo ao amin'ny 9:7.
# na mamaha ny tadin'ny Telonohorefy
"manapaka ny tady izay mihazona ny Telonohorefy"
# Ny kintana
Io dia manondro ireo karazan-kintana roa amibin'ny folo izay miseho ao afaran'ny masoandro rehefa milentika izy. Karazan-kintana miseho ao afaran'ny masoandro isam-bolana.
# hiseho amin'ny fotoana tokony ho izy ve ianao
"mba hisehoan'izy ireo amin'ny alina"
# ireo zanany
"kintana madinika"