plt_tn/job/38/28.md

777 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Manan-dray ve ny orana? Iza no niteraka ny ranon'ando?

Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy mahatakatra ny nanaovan'Andriamanitra ny orana, ando, ranomandry , ary ny fanala.

Manan-dray ve ny orana

Manoritsoritra ny orana toy ny hoe olona i Yaveh.

niteraka

Ny asa'izany ray izany dia manao izay hahateraka ny zaza

ranon'ando

Ny ranon'ando izay miforona avy fanodinan'ny zava-maniry na zavatra hafa ny entona ho lasa rano.

Iza no nitondra ny fanala

"Iza no niteraka ny fanala"

Miafina ny rano

mandritra ny ririnina, manafina ny rano ao ambaniny ny ranomandry.

lalina

Io dia manondro ny rano lalina toy ny farihy, renirano, ary ranomasina.