# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Manan-dray ve ny orana? Iza no niteraka ny ranon'ando? Mampiasa io fanontaniana i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy mahatakatra ny nanaovan'Andriamanitra ny orana, ando, ranomandry , ary ny fanala. # Manan-dray ve ny orana Manoritsoritra ny orana toy ny hoe olona i Yaveh. # niteraka Ny asa'izany ray izany dia manao izay hahateraka ny zaza # ranon'ando Ny ranon'ando izay miforona avy fanodinan'ny zava-maniry na zavatra hafa ny entona ho lasa rano. # Iza no nitondra ny fanala "Iza no niteraka ny fanala" # Miafina ny rano mandritra ny ririnina, manafina ny rano ao ambaniny ny ranomandry. # lalina Io dia manondro ny rano lalina toy ny farihy, renirano, ary ranomasina.