plt_tn/job/38/08.md

919 B

Fampifandraisana ny Foto-kevitra:

Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.

Iza no nanidy ny ranomasina tamin'ny varavarana ...ary aizim-pito ho fonony?

Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "lazao Ahy izay nanidy ny ranomasina tamin'ny varavarana ....ary aizim-pito ho fonony."

nanidy ny ranomasina tamin'ny varavarana

Yaveh dia mampitaha ny fomba namefeny ny ranomasina tsy handrakotra ny tany rehetra amin'ny fihazonana izany amin'ny varavarana. DH: "namefy ny rano tsy hitondraka eo amin'ny tany rehetra" (UDB)

raha nivoaka toy ny avy tao am-bohoka izany

Yaveh dia mampitaha ny famoronany ny ranomasina amin'ny fiterahana.

fitafiany

"ho fitafiana ho an'ny ranomasina"

ary aizim-pito ho fonony

Ny anarana "aizina" dia azo adika ho mpamaritra "maizina." DH: "ary nanao ny raho-maizina ho fonony"

fonony

lamba lavalava izay ampiasain'ny olona mba handrakofana ny zaza aorian'ny fahaterehany.