plt_tn/job/37/23.md

413 B

tsy afaka mahita Azy isika

Ireo mety ho heviny dia 1) "tsy afaka manatona Azy isika" na 2) io dia sarin-tenin'ny fitenenan'i Eliho ny tsy fahafahan'ny olona mahatakatra tanteraka an'andriamanitra toy ny hoe tsy afaka mahita an'Andriamanitra. DH: "tsy afaka mahatakatra Azy isika"

ireo izay mihevi-tena ho hendry

DH: "ireo izay hendry amin'ny fiheviny manokana" na "ireo izay mihevitra ny tenany ho hendry"