forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
413 B
Markdown
8 lines
413 B
Markdown
|
# tsy afaka mahita Azy isika
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "tsy afaka manatona Azy isika" na 2) io dia sarin-tenin'ny fitenenan'i Eliho ny tsy fahafahan'ny olona mahatakatra tanteraka an'andriamanitra toy ny hoe tsy afaka mahita an'Andriamanitra. DH: "tsy afaka mahatakatra Azy isika"
|
||
|
|
||
|
# ireo izay mihevi-tena ho hendry
|
||
|
|
||
|
DH: "ireo izay hendry amin'ny fiheviny manokana" na "ireo izay mihevitra ny tenany ho hendry"
|