plt_tn/job/37/21.md

554 B

Avy any avaratra no hihavian'ny famirapiratana volamena

Nyu andian-teny "famirapiratana volamena" dia manondro ny voninahitr'Andriamanitra. Io dia azo adika mazava ao amin'ny fandiakn-teny. DH: "Andriamanitra dia tonga avy any avaratra miaraka amin'ny famirapiratana volamena.

voninahitra mampatahotra no eo amin'Andriamanitra

Ny teny "mampatahotra" dia midika hoe miteraka tahotra. Eliho dia miresaka ny voninahitr'Andriamanitra toy ny hoe zavatra mipetraka amin'Andriamanitra. DH: "miteraka tahotra ho an'ny olona ny voninanahitr'Andriamanitra"