# Avy any avaratra no hihavian'ny famirapiratana volamena Nyu andian-teny "famirapiratana volamena" dia manondro ny voninahitr'Andriamanitra. Io dia azo adika mazava ao amin'ny fandiakn-teny. DH: "Andriamanitra dia tonga avy any avaratra miaraka amin'ny famirapiratana volamena. # voninahitra mampatahotra no eo amin'Andriamanitra Ny teny "mampatahotra" dia midika hoe miteraka tahotra. Eliho dia miresaka ny voninahitr'Andriamanitra toy ny hoe zavatra mipetraka amin'Andriamanitra. DH: "miteraka tahotra ho an'ny olona ny voninanahitr'Andriamanitra"