plt_tn/job/37/14.md

503 B

Fantatrao ve ny faneren'Andriamanitra amin'ny sitrapony amin'ireo rahona sy anaovany ny tsela-pahazavana hitselatra ao amin'ireo?

Manontany io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisana fa i Joba dia tsy afaka ny hahafantatra izany. DH: "tsy afaka ny hahatakatra ny faneren'Andriamanitra ny sitrapony amin'ny rahona sy ny fanaovany ny tsela-pahazavana hitselatra ao amin'izy ireo ianao."

faneren'Andriamanitra amin'ny sitrapony amin'ireo rahona

"mifehy ny rahona" na "ataony mankato azy ny rahona"