plt_tn/job/37/14.md

8 lines
503 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fantatrao ve ny faneren'Andriamanitra amin'ny sitrapony amin'ireo rahona sy anaovany ny tsela-pahazavana hitselatra ao amin'ireo?
Manontany io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisana fa i Joba dia tsy afaka ny hahafantatra izany. DH: "tsy afaka ny hahatakatra ny faneren'Andriamanitra ny sitrapony amin'ny rahona sy ny fanaovany ny tsela-pahazavana hitselatra ao amin'izy ireo ianao."
# faneren'Andriamanitra amin'ny sitrapony amin'ireo rahona
"mifehy ny rahona" na "ataony mankato azy ny rahona"