plt_tn/job/37/12.md

302 B

indraindray dia mitranga izany ho fanitsiana

Ny kendreny amin'ny "fanitsiany" dia olona. DH: "indrindray dia mitranga mba hanitsiana ny olony izany"

indraindray ho an'ny taniny

Io dia midika fa manondraka ny tany ny orana ka mapamitombo ny zava-maniry. DH: "indraindray mb hanondrahana ny tany"