# indraindray dia mitranga izany ho fanitsiana Ny kendreny amin'ny "fanitsiany" dia olona. DH: "indrindray dia mitranga mba hanitsiana ny olony izany" # indraindray ho an'ny taniny Io dia midika fa manondraka ny tany ny orana ka mapamitombo ny zava-maniry. DH: "indraindray mb hanondrahana ny tany"