plt_tn/job/37/07.md

604 B

Mampitsahatra ny tanan'ny lehilahy tsirairay

Eto, ny teny hoe "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "Mampitsahatra ny lehilahy rehetra Izy"

Ny tafio-drivotra tonga avy any amin'ny efiny avy any atsimo, ary ny hatsiaka avy amin'ny fiparitahan'ny rivotra avy any avaratra

Any Israely, ny tafio-drivotra mahery dia mitsoka avy any atsimo ary ny hatsiaka miditra avy any avaratra.

Ny tafio-drivotra tonga avy any amin'ny efiny avy any atsimo

Eliho dia miresaka ny fitsoky ny tafio-drivotra avy any tatsimo toy ny hoe manana ny toerana hijanonany mandra-pihaviny ny tafio-drivotra.