# Mampitsahatra ny tanan'ny lehilahy tsirairay Eto, ny teny hoe "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "Mampitsahatra ny lehilahy rehetra Izy" # Ny tafio-drivotra tonga avy any amin'ny efiny avy any atsimo, ary ny hatsiaka avy amin'ny fiparitahan'ny rivotra avy any avaratra Any Israely, ny tafio-drivotra mahery dia mitsoka avy any atsimo ary ny hatsiaka miditra avy any avaratra. # Ny tafio-drivotra tonga avy any amin'ny efiny avy any atsimo Eliho dia miresaka ny fitsoky ny tafio-drivotra avy any tatsimo toy ny hoe manana ny toerana hijanonany mandra-pihaviny ny tafio-drivotra.