plt_tn/job/37/01.md

20 lines
782 B
Markdown

# mihorohoro amin'izany ny foko ... hiala amin'ny toerany
Ireo andian-teny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hamafin'ny tahony.
# mihorohoro amin'izany ny foko
Ny teny "izany" dia manondro ilay kotroka ao amin'ny 36:32.
# miala amin'ny toerany
Eliho dia miresaka ny hamafin'ny fidobodoboky ny fo toy ny hoe mitsambikina miala ao amin'ny tratra. DH: "miala ao amin'ny tratra izany" na "midobodoboka mafy izany"
# ny fikotaban'ny feony, ny feo izay mivoaka avy amin'ny vavany
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny. Eliho dia miresaka ny kotroka toy ny hoe feon'Andriamanitra.
# ny sisin-tany
Eliho dia miresaka ny toerana lavitra indrindra amin'ny tany toy ny hoe sisin'ny tany. DH: "na aiza na aiza amin'izao tontolo izao"