plt_tn/job/37/01.md

782 B

mihorohoro amin'izany ny foko ... hiala amin'ny toerany

Ireo andian-teny ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hamafin'ny tahony.

mihorohoro amin'izany ny foko

Ny teny "izany" dia manondro ilay kotroka ao amin'ny 36:32.

miala amin'ny toerany

Eliho dia miresaka ny hamafin'ny fidobodoboky ny fo toy ny hoe mitsambikina miala ao amin'ny tratra. DH: "miala ao amin'ny tratra izany" na "midobodoboka mafy izany"

ny fikotaban'ny feony, ny feo izay mivoaka avy amin'ny vavany

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy hevitra amin'ny ankapobeny. Eliho dia miresaka ny kotroka toy ny hoe feon'Andriamanitra.

ny sisin-tany

Eliho dia miresaka ny toerana lavitra indrindra amin'ny tany toy ny hoe sisin'ny tany. DH: "na aiza na aiza amin'izao tontolo izao"