plt_tn/job/36/27.md

811 B

izay natsikany ho orana avy amin'ny entony Izy

Ny teny "natsika" dia midika ihany koa hoe "nodiovina" na "notatavanina." Mamaritra ny fomba famadihan'Andriamanitra ny ny teten-drano, na entona, ho orana. DH: "izay havadiny ho orana"

misy olona mahatakatra ny halehiben'ny fielezan'ny rahona sy ny kotroka avy ao amin'ny tranony ve?

Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy misy afaka manao ireo zavatra ireo. DH: "tsy misy afaka mahatakatra ny halehiben'ny fielezan'ny rahona sy ny kotroka avy ao amin'ny tranony."

ny halehiben'ny fielezan'ny rahona

DH: "ny fielezan'ny rahona eo amin'ny habakabaka"

avy ao amin'ny tranony ve

Eliho dia miresaka ny habakabaka toy ny hoe "trano" izay honenan'Andriamanitra. DH: "avy amin'ny habakabaka, izay honenan'Andriamanitra"