# izay natsikany ho orana avy amin'ny entony Izy Ny teny "natsika" dia midika ihany koa hoe "nodiovina" na "notatavanina." Mamaritra ny fomba famadihan'Andriamanitra ny ny teten-drano, na entona, ho orana. DH: "izay havadiny ho orana" # misy olona mahatakatra ny halehiben'ny fielezan'ny rahona sy ny kotroka avy ao amin'ny tranony ve? Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa tsy misy afaka manao ireo zavatra ireo. DH: "tsy misy afaka mahatakatra ny halehiben'ny fielezan'ny rahona sy ny kotroka avy ao amin'ny tranony." # ny halehiben'ny fielezan'ny rahona DH: "ny fielezan'ny rahona eo amin'ny habakabaka" # avy ao amin'ny tranony ve Eliho dia miresaka ny habakabaka toy ny hoe "trano" izay honenan'Andriamanitra. DH: "avy amin'ny habakabaka, izay honenan'Andriamanitra"