plt_tn/job/36/25.md

528 B

avy eny lavitra ihany no ahitany ireo asa ireo

Eliho dia miresaka ny tsy fahafahan'ny olona mahatakatra tsara ny asan'Andriamanitra toy ny hoe afaka mijery ireo asa ire avy lavitra fotsiny ihany. DH: "tsy takatr'izy ireo tanteraka ireo"

Indro

"Eny tokoa." Ny teny "indro" dia manampy ny fanamafisana izay manaraka.

tsy hay kajiana ny isan'ny taonany

Io dia manondro ny faharetan'ny fisian'Andriamanitra. DH: "Tsy afaka mahafantatra ny faharetan'ny fahavelomany ny olona" na "tsy afaka mamantatra ny taonany ny olona"