forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
528 B
Markdown
12 lines
528 B
Markdown
|
# avy eny lavitra ihany no ahitany ireo asa ireo
|
||
|
|
||
|
Eliho dia miresaka ny tsy fahafahan'ny olona mahatakatra tsara ny asan'Andriamanitra toy ny hoe afaka mijery ireo asa ire avy lavitra fotsiny ihany. DH: "tsy takatr'izy ireo tanteraka ireo"
|
||
|
|
||
|
# Indro
|
||
|
|
||
|
"Eny tokoa." Ny teny "indro" dia manampy ny fanamafisana izay manaraka.
|
||
|
|
||
|
# tsy hay kajiana ny isan'ny taonany
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny faharetan'ny fisian'Andriamanitra. DH: "Tsy afaka mahafantatra ny faharetan'ny fahavelomany ny olona" na "tsy afaka mamantatra ny taonany ny olona"
|