plt_tn/job/36/17.md

12 lines
669 B
Markdown

# ianao dia feno fitsaràna ny olona ratsy fanahy
Ireo mety ho heviny dia 1) " Andriamanitra dia manasazy anao tahaka ny hanasazianao ny ratsy fanahy" (UDB) na 2) Ianao dia tottry ny fitsarana izay mandrika ny ratsy fanahy."
# ny fitsaràna sy ny rariny
Eliho dia miresaka ny fitsaran'Andriamanitra an'i Joba sy ny fanomezany rariny azy toy ny hoe fitsarana sy fahamarinana dia toy ny olna izay nisambotra an'i Joba. DH: "Andriamanitra dia nitondra anao ho amin'ny fitsarana ary nanome rariny anao"
# Aza avela hitaona anao ho amin'ny fanesoana ny hatezeranao
Ny dikan-tenin'ny baiboly sasany dia mandika io hoe: "mitandrema ianao mba tsy ho voataonan'ny harena."