plt_tn/job/36/17.md

669 B

ianao dia feno fitsaràna ny olona ratsy fanahy

Ireo mety ho heviny dia 1) " Andriamanitra dia manasazy anao tahaka ny hanasazianao ny ratsy fanahy" (UDB) na 2) Ianao dia tottry ny fitsarana izay mandrika ny ratsy fanahy."

ny fitsaràna sy ny rariny

Eliho dia miresaka ny fitsaran'Andriamanitra an'i Joba sy ny fanomezany rariny azy toy ny hoe fitsarana sy fahamarinana dia toy ny olna izay nisambotra an'i Joba. DH: "Andriamanitra dia nitondra anao ho amin'ny fitsarana ary nanome rariny anao"

Aza avela hitaona anao ho amin'ny fanesoana ny hatezeranao

Ny dikan-tenin'ny baiboly sasany dia mandika io hoe: "mitandrema ianao mba tsy ho voataonan'ny harena."