plt_tn/job/36/10.md

817 B

Manokatra ny sofin'izy ireo ho amin'ny fampianarany ihany koa Izy

Eliho dia miresaka ny fampihainoana ny olona toyny hoe manokatra ny sofin'izy ireo. DH: "Ataony mihano ihany koa izy ireo"

ny fampianarany

DH: "amin'izay ampianariany azy ireo"

mba hiala amin'ny heloka

Eliho dia miresaka ny fanatsaharana asa iray toy ny hoe fialana amin'izany. DH: "Mba hitsahatra amin'ny fanaovana heloka"

dia handany ny andron'izy ireo amin'ny fanambinana, sy ny taonan'izy ireo amin'ny fifaliana

Ny teny "andro" dy ny "taona" dia samy manondro ny fotoana iainan'ny olona. DH: "Handany ny fiainan'izy ireo ao anaty fanambinana sy fifaliana izy ireo"

ho vonoina amin-tsabatra

Eliho di miresaka ny fahafatesan'ny olona an-kerisetra toy ny hoe novonoina tamin'ny sabtra izy ireo. DH: "ho faty an-kerisetra izy ireo"