# Manokatra ny sofin'izy ireo ho amin'ny fampianarany ihany koa Izy Eliho dia miresaka ny fampihainoana ny olona toyny hoe manokatra ny sofin'izy ireo. DH: "Ataony mihano ihany koa izy ireo" # ny fampianarany DH: "amin'izay ampianariany azy ireo" # mba hiala amin'ny heloka Eliho dia miresaka ny fanatsaharana asa iray toy ny hoe fialana amin'izany. DH: "Mba hitsahatra amin'ny fanaovana heloka" # dia handany ny andron'izy ireo amin'ny fanambinana, sy ny taonan'izy ireo amin'ny fifaliana Ny teny "andro" dy ny "taona" dia samy manondro ny fotoana iainan'ny olona. DH: "Handany ny fiainan'izy ireo ao anaty fanambinana sy fifaliana izy ireo" # ho vonoina amin-tsabatra Eliho di miresaka ny fahafatesan'ny olona an-kerisetra toy ny hoe novonoina tamin'ny sabtra izy ireo. DH: "ho faty an-kerisetra izy ireo"