plt_tn/job/35/15.md

661 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Eliho.

Akory ny hakelin'ny hamaliany anao ...miraharaha loatra ny avonavon'ny olona Izy

Milaza i Eliho fa mety ho kely kokoa ny hamalian'Andriamanitra ny vavak'i Joba satria Joba dia milaza ireo zavatra ireo mahakasika an'Andriamanitra ho tsy marina.

tsy manafay na iza na iza Izy

"Tsy manasazy na iza na iza mihitsy izy na dia tezitra aza"

nanangona teny tsy am-pahalalana izy

Eliho dia miresaka ny "teny" toy ny hoe zavatra, ary ny fitenenana teny maro toy ny hoe manangona ireo zavatra ireo mba hifanaingitaingina. DH: "Miteny teny maro omban-tsy fahalalana ny zavatra resahiny izy"