plt_tn/job/35/15.md

16 lines
661 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Eliho.
# Akory ny hakelin'ny hamaliany anao ...miraharaha loatra ny avonavon'ny olona Izy
Milaza i Eliho fa mety ho kely kokoa ny hamalian'Andriamanitra ny vavak'i Joba satria Joba dia milaza ireo zavatra ireo mahakasika an'Andriamanitra ho tsy marina.
# tsy manafay na iza na iza Izy
"Tsy manasazy na iza na iza mihitsy izy na dia tezitra aza"
# nanangona teny tsy am-pahalalana izy
Eliho dia miresaka ny "teny" toy ny hoe zavatra, ary ny fitenenana teny maro toy ny hoe manangona ireo zavatra ireo mba hifanaingitaingina. DH: "Miteny teny maro omban-tsy fahalalana ny zavatra resahiny izy"