plt_tn/job/35/12.md

592 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Eliho.

izy ireo no mitaraina

"mitaraina ireo olona nampahoriana"

Akory ny hakelin'ny hamaliany anao ...fa ny adinao dia eo anatrehany, ary miandry Azy ianao!

Satria tsy handre ny vavaky ny olona mpirehareha Andriamanitra, dia ny olon-dratsy, dia mbola kely noho izany no handrenesany an'i Joba, izay mitaraina manohitra azy. DH: "Koa dia tsy hamaly anao tokoa izy ...fa miandry Azy ianao!"

fa ny adinao dia eo anatrehany

"efa nampiseho ny adinao teo anatrehany ianao"

miandry Azy ianao

"Miandry azy hamaly ianao"