plt_tn/job/35/12.md

20 lines
592 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Eliho.
# izy ireo no mitaraina
"mitaraina ireo olona nampahoriana"
# Akory ny hakelin'ny hamaliany anao ...fa ny adinao dia eo anatrehany, ary miandry Azy ianao!
Satria tsy handre ny vavaky ny olona mpirehareha Andriamanitra, dia ny olon-dratsy, dia mbola kely noho izany no handrenesany an'i Joba, izay mitaraina manohitra azy. DH: "Koa dia tsy hamaly anao tokoa izy ...fa miandry Azy ianao!"
# fa ny adinao dia eo anatrehany
"efa nampiseho ny adinao teo anatrehany ianao"
# miandry Azy ianao
"Miandry azy hamaly ianao"