plt_tn/job/35/01.md

20 lines
836 B
Markdown

# Ianao ve mihevitra fa marina izany ...'Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra?'
Mampiasa io fanpontaniana io i Eliho mba hanoherana an'i Joba. DH: "Mihevitra ianao fa marina ...''Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra.'" na "tsy marina izany ...'Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra.'"
# Mihevitra ve ianao fa marina izany rehefa milaza ianao hoe
"mihevitra ve ianao fa mety aminao ny miteny hoe"
# Ianao
Ny "ianao" eto dia manondro an'i Joba.
# Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra
Ireo mety ho heviny dia 1)Mihevi-tena ho tsy meloka eo anatrehan'Andriamanitra i Joba na 2) Mihevitra i Joba fa marina kokoa izy noho ny Andriamanitra.
# Satria ianao nanontany hoe: 'Inona no asan'izany amiko?' sy hoe: 'Ho tsara kokoa ve aho raha nanota?'
DH: "Fa hoy ianao hoe: 'Tsy misy tombony ho ahy izany' sy 'tsy tsara kokoa aho raha tsy nanota.'"