plt_tn/job/35/01.md

836 B

Ianao ve mihevitra fa marina izany ...'Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra?'

Mampiasa io fanpontaniana io i Eliho mba hanoherana an'i Joba. DH: "Mihevitra ianao fa marina ...''Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra.'" na "tsy marina izany ...'Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra.'"

Mihevitra ve ianao fa marina izany rehefa milaza ianao hoe

"mihevitra ve ianao fa mety aminao ny miteny hoe"

Ianao

Ny "ianao" eto dia manondro an'i Joba.

Ny zoko eo anatrehan'Andriamanitra

Ireo mety ho heviny dia 1)Mihevi-tena ho tsy meloka eo anatrehan'Andriamanitra i Joba na 2) Mihevitra i Joba fa marina kokoa izy noho ny Andriamanitra.

Satria ianao nanontany hoe: 'Inona no asan'izany amiko?' sy hoe: 'Ho tsara kokoa ve aho raha nanota?'

DH: "Fa hoy ianao hoe: 'Tsy misy tombony ho ahy izany' sy 'tsy tsara kokoa aho raha tsy nanota.'"