plt_tn/job/34/29.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany i Eliho.

Rehefa mangina Izy, iza no afaka hanameloka Azy? Raha hafeniny ny tavany, iza no hahita Azy?

Ireo fanontaniana roa ireo dia miteny ny tsy fanasazian'Andriamanitra toy ny hoe fahanginana sy fanafenana ny tavany.

Rehefa mangina Izy, iza no afaka hanameloka Azy?

Mampiasa io fanontraniana fampisainana io i Eliho mba hampianarana an'i Joba. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka manakihana an'Andriuamanitra rehefa misafidy ny hangina Izy"

Raha hafeniny ny tavany, iza no hahita Azy?

Mampiasa io fanontraniana fampisainana io i Eliho mba hampianarana an'i Joba. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka mandeha ka mijery azy rehefa misafidy ny hanafina ny tavany Izy"

ny tavany

Andriamanitra eto dia aseho amin'ny alaln'ny "tavany." DH: "ny tenany"

tsy hisy na iray aza hamandrika ny olona

Io dia mampitaha ny mpanapaka mpaniratsira mandratra ny olona toy ny hoe mpihaza mamandrika ny hazany. DH: "Tsy misy na iray aza handratra ny olona"