forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy ny fitenenany i Eliho.
|
||
|
|
||
|
# Rehefa mangina Izy, iza no afaka hanameloka Azy? Raha hafeniny ny tavany, iza no hahita Azy?
|
||
|
|
||
|
Ireo fanontaniana roa ireo dia miteny ny tsy fanasazian'Andriamanitra toy ny hoe fahanginana sy fanafenana ny tavany.
|
||
|
|
||
|
# Rehefa mangina Izy, iza no afaka hanameloka Azy?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontraniana fampisainana io i Eliho mba hampianarana an'i Joba. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka manakihana an'Andriuamanitra rehefa misafidy ny hangina Izy"
|
||
|
|
||
|
# Raha hafeniny ny tavany, iza no hahita Azy?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontraniana fampisainana io i Eliho mba hampianarana an'i Joba. Io dia azo soratana ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka mandeha ka mijery azy rehefa misafidy ny hanafina ny tavany Izy"
|
||
|
|
||
|
# ny tavany
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra eto dia aseho amin'ny alaln'ny "tavany." DH: "ny tenany"
|
||
|
|
||
|
# tsy hisy na iray aza hamandrika ny olona
|
||
|
|
||
|
Io dia mampitaha ny mpanapaka mpaniratsira mandratra ny olona toy ny hoe mpihaza mamandrika ny hazany. DH: "Tsy misy na iray aza handratra ny olona"
|