plt_tn/job/34/21.md

598 B

Fa ny mason'Andriamanitra dia eo amin'ny lalan'ny olona

Ny "mason'Andriamanitra" dia aseho amin'nhy alala'ny fahitana. Ny andian-teny "ny lalan'ny olona" dia fomba fiteny ho an'izay ataony sy ny fomba fiainany. DH: "satria Andriamanitra mijery izay ataon'ny olona rehetra .

hitany avokoa ireo dingana ataony

Io dia midika fa fantany lalandava izay misy ny olona sy izay alehany. DH: "Mahita azy Izy na aiza na aiza alehany"

Tsy misy aizina, na aizim-pito

Amin'ny ankapobeny, ny teny "aizim-pito" dia mitovy sy manamafy ny teny "aizina."

ho tsaraina

"hitsara azy Izy" na "hotsaraina