plt_tn/job/34/21.md

16 lines
598 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa ny mason'Andriamanitra dia eo amin'ny lalan'ny olona
Ny "mason'Andriamanitra" dia aseho amin'nhy alala'ny fahitana. Ny andian-teny "ny lalan'ny olona" dia fomba fiteny ho an'izay ataony sy ny fomba fiainany. DH: "satria Andriamanitra mijery izay ataon'ny olona rehetra .
# hitany avokoa ireo dingana ataony
Io dia midika fa fantany lalandava izay misy ny olona sy izay alehany. DH: "Mahita azy Izy na aiza na aiza alehany"
# Tsy misy aizina, na aizim-pito
Amin'ny ankapobeny, ny teny "aizim-pito" dia mitovy sy manamafy ny teny "aizina."
# ho tsaraina
"hitsara azy Izy" na "hotsaraina